Primature Madagascar

705 posts

Primature Madagascar

Primature Madagascar

@PrimatureMDG

Katılım Eylül 2015
153 Takip Edilen4.3K Takipçiler
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Notanterahina tao Sambava-faritra SAVA, omaly, ny Atrikasam-paritra fakàn-kevitra momba ny hitantanana ny seha-pihariana lavanila. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Praiministra,... facebook.com/permalink.php?…
Eesti
14
6
19
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Nanotrona ny lanonana namoahana sy nanolorana mari-pahaizana ny andiany “Andrarangy”, izay nanaraka ny lalam-piofanana ho mpitsara misahana ny ady ifanaovana amin’ny olon-tsotra, ny ady... facebook.com/permalink.php?…
Filipino
0
3
9
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Nanatanteraka fitsidihana ho fanaovam-beloma ny Praiminisitra, Ntsay Christian, ny Ambasadaoron’i Suisse miasa sy monina eto Madagasikara, Andiamatoa Philippe Brandt, noho ny fiafaran’ny... facebook.com/permalink.php?…
Eesti
0
1
4
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Allocution de L’Ambassadeur de Suisse à Madagascar, SEM Philippe Brandt, au terme de sa mission qui a duré quatre ans, lors de son au revoir au Premier ministre, Chef du gouvernement, Ntsay Christian. facebook.com/72764394732170…
Français
0
3
6
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
[Fivoriana faha-11 ho fametrahana ny fitoniana] Nivory teo ambany fitarihan’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, androany ny komity mitantana ireo tetikasa vatsian’ny... facebook.com/permalink.php?…
Indonesia
0
0
1
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Interview du coordonnateur résident du système des Nations Unies, Violette Kakyomya, lors de la 11ème réunion sur " La consolidation de la paix à Madagascar" dirigée par le Premier ministre Chef du gouvernement,... facebook.com/72764394732170…
Français
0
1
4
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Fivoriana niarahan'ny Praiministra Lehiben'ny governemanta, Ntsay Christian sy ny "Fonds des Nations Unies pour la Consolidaion de la Paix" anio tolakandro teto amin'ny Lapan'i Mahazoarivo facebook.com/72764394732170…
Indonesia
0
2
2
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Ao anatin'ny fitadiavam-baholana amin'ny famatsian-drano eto Madagasikara, mikasika ny tsy fahampin'ny famatsiana izany eto Antananarivo dia nidina ifotony teny amin'ny reniranon'Ampasibe Antananarivo avaradrano... facebook.com/72764394732170…
Suomi
0
4
6
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Nivory mikasika ny olana mifandraika amin’ny famatsiana rano fisotro eto Madagasikara, ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ireo tomponandraikitra eo anivon’ny Ministera izay misahana ny... facebook.com/permalink.php?…
Indonesia
2
2
8
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Ny delegasiona notarihan'ny Praiminisitra Lehiben'ny governemanta, Ntsay Chistian , nijery ifotony sy nanadihady ny olana mifandraika amin'ny fandriampahalemana sy ny famatsina herinaratra araka ny tokony ho izy... facebook.com/72764394732170…
Indonesia
0
1
2
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
[Tenin’ny Praiminisitra taorian’ny Atrikasa tao Ambositra izay namarana ny fitsidihana ny Faritra Amoron’i Mania] Ny votoatin’ny fidinana dia ny fijerena aty ifotony ny olana mianjady... facebook.com/permalink.php?…
Indonesia
0
0
1
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Nidina teto amin’ny Faritra Amoron’i Mania niaraka tamin’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta voakasiky ny fandriampahalemana ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian,... facebook.com/permalink.php?…
Suomi
1
1
8
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Notanterahina androany teo ambany fitarihan’ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny Mpandrindra maharitry ny asan’ireo sampan-draharahan’ny Firenena mikambana, Ramatoa Violette Kakyomya, ny... facebook.com/permalink.php?…
Indonesia
1
0
2
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Le Premier ministre Ntsay Christian a honoré de sa présence la cérémonie de lancement de la célébration du 20ème anniversaire du Groupement des Entreprises Franches et Partenaires (GEFP),... facebook.com/permalink.php?…
Français
0
1
0
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Ho fampitoviana ny fomba fjery sy ny fomba ho entina miasa amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) araka ny Vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika ; Io no anton’ny... facebook.com/permalink.php?…
Čeština
0
0
0
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Nihaona tamin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, Andriamatoa Michael Pelletier, Ambasadaoro Amerikanina vaovao izay monina sy miasa eto Madagasikara. Nifantoka... facebook.com/permalink.php?…
Suomi
0
0
0
0
Primature Madagascar
Primature Madagascar@PrimatureMDG·
Mahazoarivo, faha 28 martsa 2019- Ho fampitoviana ny fomba fjery sy ny fomba ho entina miasa amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) araka ny Vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika ; Io... facebook.com/72764394732170…
Čeština
0
0
0
0