Fakotôry

448 posts

Fakotôry banner
Fakotôry

Fakotôry

@fakotory

Nous créons une communauté d'éco-citoyens responsables pour un Madagascar durable. Join us ! ig : @fakotory

Madagascar Katılım Mart 2019
477 Takip Edilen559 Takipçiler
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
@CelestinRadison @KeRafitoson Nos points de collecte : Sambalia Antsahavola Shop Liantsoa Antanimena Na koa manoratra anay ao amin'ny page facebook anay :)
Filipino
0
0
0
17
Fakotôry retweetledi
WWF Madagascar
WWF Madagascar@wwf_mada·
MARCH FOR NATURE - ANDOHALO - MADAGASCAR 🇲🇬🌍 400 youth joined the march for nature this March 18 in Andohalo - Antananarivo, Madagascar for the Earth Hour 2023 celebration. ✊❤️ J-7 !! #OnesharedHome #EarthHour2023 #ForNature
WWF Madagascar tweet mediaWWF Madagascar tweet mediaWWF Madagascar tweet mediaWWF Madagascar tweet media
English
0
2
11
740
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
mba ahasoa ny rehetra, ary isika #EcoCitoyen mandray andraikitra sy manome ohatra tsara eo @fiaraha-monina, satria olom-banona ! MISAOTRA ! MERCI ! THANK YOU ! --
Filipino
1
0
0
42
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
👉"IZAY TSY MANARY dia TSY MANDOTO" = 👉️ Izay manary fako ihany no mandoto ny tanàna! -- Réduisons nos déchets! #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Fakotôry tweet media
HT
0
0
2
92
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
▶ Avereno ampiasaina izay anananao, na amboary izay simba fa aza maika ny hanary ▶ Raha mbola zavatra tsara, nefa tsy ilainao dia omeo olona fa aza ariana. -- #zérodéchet #Réutiliser #Reuse #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Fakotôry tweet media
Indonesia
1
6
4
0
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
⚠ Tsy misy #fako sy tontolo iainana madio ny tanjontsika 🌍 ▶ Ndeha ary ahena ny famokarana fako! ▶ Rehefa miantsena na mividy zavatra : 💡 Zavatra mateza vidiana fa tsy irony mora simba irony 💡 Zavatra tiana fa tsy haitraitra mora mankaleo
Fakotôry tweet media
Čeština
1
1
11
0
Fakotôry
Fakotôry@fakotory·
✅ Aza mitsahatra mampita ny tsara ho an'ireo manodidina antsika ▶ Beazo amin'ny làlana tsara ny ankizy sy ny tanora ▶ Manomeza ohatra tsara ho an'ny fiaraha-monina amin'ny sehatra rehetra ▶ Hajao sy kajio ary arovy ny #TontoloIainana --
Fakotôry tweet media
Filipino
1
1
2
0