Jeannot RAMAMBAZAFY
8.1K posts

Jeannot RAMAMBAZAFY
@worldlighter
Journaliste malgache depuis 1984, né le 6 août 1954. Rédacteur en chef de https://t.co/YTeBEViJWE, journal en ligne créé le 13 février 2001.
Madagascar Katılım Ağustos 2014
56 Takip Edilen3.3K Takipçiler

Madagasikara. Asa fanaovan-gazety : FIARAHA-MONINA INONA MARINA NO MITOETRA AO ?
fichier-pdf.fr/2026/05/14/mad…
Português

EKAR Md François d'Assise ao Tsiadana, Antananarivo. Video mirakitra ny SAHOBY notontosaina tao amin'ny efitra fanaovan-danonana, nankalazana ny Alahady faha-efatry ny Paska 2026, ary nankalazana ihany koa an'i Jesoa Kristy MPIANDRY ONDRY TSARA
youtube.com/watch?v=bz9dRW…

YouTube
Indonesia

Madagasikara Tsapiky. Mahavariana ity "Refondation" de Madagascar ity. Efa tamin'ny taona 2024 io Tsapiky io no voaresaka fa ho tafiditra koa ao anatin'ny hoe "liste du patrimoine mondial immatériel de l’Unesco".
youtube.com/watch?v=r83wdi…

YouTube
HT

Rolly Mercia, Talen'ny Serasera ao amin'ny Prezidansin'ny "Refondation". Resaka Drones hifofo ny ain'i Col Randrianirina, tao amin'ny TVM ny 16 avril 2026
youtube.com/watch?v=KGXzFE…

YouTube
HT


Siteny Randrianasoloniaiko sy ireo garde-de-corps-ny rosiana. Marina tanteraka ny an’ny Jeneraly Désiré Ramakavelo.
facebook.com/share/v/18XBme…


Suomi

































